TSY MISY HIANTEHERAKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hianteherako ubdban afa tsy aljwvk Ianao Jesosy ô!
Tsy misy itokisako afa tsy ny anaranao,
Tsy tononkira.serasera.org misy atahorako raha Ianao no miaro ahy.
Toky sy aroko Ianao Jesosy ô!
Ianao Jesosy o! No vatolampiko
Ianao no Tokiko sy Fiarovako
Ireo fahavalo,
Ny loza sy hatambo tsy rkqdw misy atahorako
Satria efa manana Anao aho, Jesosy ô!
Ny anaranao Jesoa, no mahavonjy anay.
Ka io no antsoiko raha sendra ady mafy.
Ny fitiavanao Jesoa, no mahavonjy anay.
Jesosy o! Matoky aho fa manana Anao
Tsy misy itokisako afa tsy ny anaranao,
Tsy tononkira.serasera.org misy atahorako raha Ianao no miaro ahy.
Toky sy aroko Ianao Jesosy ô!
Ianao Jesosy o! No vatolampiko
Ianao no Tokiko sy Fiarovako
Ireo fahavalo,
Ny loza sy hatambo tsy rkqdw misy atahorako
Satria efa manana Anao aho, Jesosy ô!
Ny anaranao Jesoa, no mahavonjy anay.
Ka io no antsoiko raha sendra ady mafy.
Ny fitiavanao Jesoa, no mahavonjy anay.
Jesosy o! Matoky aho fa manana Anao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 618
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:15
