TSY MISY HIANTEHERAKO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy misy hianteherako afa tsy Ianao tononkira.serasera.org Jesosy ô!
Tsy misy itokisako afa tsy ny anaranao,
Tsy misy atahorako raha Ianao no miaro ahy.
Toky sy aroko Ianao lnml Jesosy ô!
Ianao Jesosy o! No vatolampiko
Ianao no Tokiko sy Fiarovako
Ireo fahavalo,
Ny loza sy hatambo tsy misy atahorako
Satria efa manana reqscff Anao aho, Jesosy ô!
Ny anaranao Jesoa, no mahavonjy anay.
Ka io no antsoiko raha sendra ady mafy.
Ny fitiavanao Jesoa, no mahavonjy anay.
Jesosy o! Matoky aho fa manana zpbgmujt Anao
Tsy misy itokisako afa tsy ny anaranao,
Tsy misy atahorako raha Ianao no miaro ahy.
Toky sy aroko Ianao lnml Jesosy ô!
Ianao Jesosy o! No vatolampiko
Ianao no Tokiko sy Fiarovako
Ireo fahavalo,
Ny loza sy hatambo tsy misy atahorako
Satria efa manana reqscff Anao aho, Jesosy ô!
Ny anaranao Jesoa, no mahavonjy anay.
Ka io no antsoiko raha sendra ady mafy.
Ny fitiavanao Jesoa, no mahavonjy anay.
Jesosy o! Matoky aho fa manana zpbgmujt Anao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 690
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:15
