TSY HIHEMOTRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Sakan-dàlana maro be
Hampihemotra antsika ve ?
Sanatria, sanatria
Miaramila efa vita voady
Efa tononkira.serasera.org vonona hiatrika ady
Tsy hihemotra hdxvgntb ny diha
2/Tebiteby sy ahiahy
Fahoriana fakam-panahy
N'inoninona manjo
Mbola eo ilay Jesosy Zoky
Azo antoka mahatoky
Tsy ho kivy re ny fo
3/Aoka ianao tsy hataotra
Fa ny tompo Andriamanitra
Mombanao, mombanao
Miaro antsika ary koa mijery
Mbola vonona ny hampahery
Izy re no tsy mandao
Refrin : Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra
Tsy hihemotra na qsjskib koa hiverin-dalàna
Ho sasa-poana ireo tsy tia kjmievr sy ireo mpanenjika ahy
Tsy ho kivy aho satria hotafita ny diha ka hiroso tsy hijanona
Paradida vaovao ao an-danitra ao any re no tena tanjona

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 444
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:23