TSY HIHEMOTRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Sakan-dàlana maro be
Hampihemotra antsika ve ?
Sanatria, sanatria
Miaramila efa vita voady
Efa vonona hiatrika ady
Tsy hihemotra ny diha

2/Tebiteby sy ahiahy
Fahoriana tononkira.serasera.org fakam-panahy
N'inoninona manjo
Mbola eo ilay Jesosy Zoky
Azo antoka mahatoky
Tsy ho kivy re ny fo

3/Aoka ianao tsy hataotra
Fa  ny tompo Andriamanitra
Mombanao, mombanao
Miaro antsika ary koa mijery
Mbola vonona ny hampahery
Izy re no tsy nkvtcc mandao

Refrin : Fa isika tsy mba naman'izay mihemotra
Tsy hihemotra na koa hiverin-dalàna
Ho sasa-poana ireo tsy tia sy ireo mpanenjika ahy
Tsy ho kivy ziqwlbdo aho satria hotafita ny diha ka hiroso tsy hijanona
Paradida vaovao ao an-danitra ao any wetldb re no tena tanjona

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0391