TSY HIALA AMINAO JESOA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro be ireo fisedrana zay miseho amin'ny fiainako
Ka nefa Ianao JESOA Malala de tsy ampitondra izay tsy zakako
Ref: Na inona mihatra eto an-tany na fahoriana eso latsa srrbf koa
Ka mahakivy sy mampitomany
De izaho tsy hiala Aminao JESOA
Toa tsapako fa mihazona ahy hatrany ny tananAo ry TOMPO tsitoha
Ka na manonja ny fiainana eto an-tany de izaho tsy hiala tononkira.serasera.org aminao jesoa
2-Indraindray to mila tsy ho zaka ka tsy hita intsony zay aleha
Soa fa teo hianao JESOA Malala nampahery sy nampitraka edwnwbh ahy
3-Fantatro fa Ianao vmndn ry TOMPO mahalala izay heverana ahy hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza ahavery very ahy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 494
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:30