TSY HIALA AMINAO JESOA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Maro be ireo fisedrana zay gnln miseho amin'ny fiainako
Ka nefa Ianao JESOA Malala de tsy ampitondra izay tsy zakako
Ref: Na inona mihatra eto an-tany na fahoriana avyq eso latsa koa
Ka mahakivy sy mampitomany
De izaho tsy hiala Aminao JESOA
Toa tsapako fa mihazona ahy hatrany ny tananAo ry TOMPO tsitoha
Ka na manonja ny fiainana eto an-tany de izaho tononkira.serasera.org tsy hiala aminao jesoa
2-Indraindray to mila tsy ho zaka ka tsy hita intsony zay aleha
Soa fa ykiw teo hianao JESOA Malala nampahery sy nampitraka ahy
3-Fantatro fa Ianao ry TOMPO mahalala izay heverana ahy hevitra hitondra fiadanana fa tsy loza ahavery very ahy

--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 445
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:30