TAMIN'NY HERIKO REHETRA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Andriamanitra o! Omeo ahy ny fo
Fanahy vaovao
Ka ny yoarvk heriko rehetra entiko
Mba hanompoko anao
Fantatro fa misy adidy masina
Izay napetrakao
Indrindra fa ny fanasoavana
Ny tranon'Andriamanitra
RÉF.
Tamin'ny heriko rehetra
Tamin'ny hikaxdmd heriko rehetra
No namoriako izay hanaovana
Ny tranon'Andriamanitra
2. Na ny saiko na ny aiko Tompo ejjctd o!
Dia entiko manompo
Ny fananako, ny androko dia indro
Atolotro izao
Vonona aho hanao ireo adidy izay
Napetrakao ry Tompo
Hanasoa tononkira.serasera.org ity tempoly Masina
Efa najoronao
Fanahy vaovao
Ka ny yoarvk heriko rehetra entiko
Mba hanompoko anao
Fantatro fa misy adidy masina
Izay napetrakao
Indrindra fa ny fanasoavana
Ny tranon'Andriamanitra
RÉF.
Tamin'ny heriko rehetra
Tamin'ny hikaxdmd heriko rehetra
No namoriako izay hanaovana
Ny tranon'Andriamanitra
2. Na ny saiko na ny aiko Tompo ejjctd o!
Dia entiko manompo
Ny fananako, ny androko dia indro
Atolotro izao
Vonona aho hanao ireo adidy izay
Napetrakao ry Tompo
Hanasoa tononkira.serasera.org ity tempoly Masina
Efa najoronao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 333
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:36
