RAHA MAFY NY ADIN-TSAINA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mafy ny adin-tsaina
Raha tononkira.serasera.org reraka ny aina
Tsy mba misy azo tsuomld antenaina
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ianao mcykbnm irery ihany no tokiko eto an-tany
Tsy mba misy tokinay
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ny alaheloko hisava
Ny adin-tsaiko koa ho rava
Fifaliana lalan-dava
Raha eo feaiwt anilanao

Andriamanitra ô! Midina
Mba hitondra fifaliana
Tsy mba misy fahoriana
Raha eo anilanao

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0132