RAHA MAFY NY ADIN-TSAINA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Raha mafy ny adin-tsaina
Raha reraka ny aina
Tsy mba misy azo antenaina
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ianao irery ihany no tokiko eto an-tany
Tsy mba misy tokinay
Afa-tsy Ianao ry Ray

Ny alaheloko hisava
Ny adin-tsaiko koa ho rava
Fifaliana lalan-dava
Raha eo anilanao

Andriamanitra ô! Midina
Mba hitondra fifaliana
Tsy mba misy fahoriana
Raha eo anilanao
--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Hits : 90
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:49
Audio
Excerpt Add to playlist
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0112