NOELY FIFALIANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noely fifaliana, noely fihobiana
Fa teraka ho antsika
Ao an-tranonon'omby
Ilay mpanjaka
Ref: Andeha isika kcxlanyw hiara-hidera
Ka hihira iozvsipt mafy hihoby hoe
Voninahitra any amin'ny avo indrindra
Ho an'Andriamanitra
2-Venteso hanakoako
Ny hira fiderana
Ho an'ilay mpanjaka
Ilay tononkira.serasera.org mpanjaka, be taki voninahitra
Fa teraka ho antsika
Ao an-tranonon'omby
Ilay mpanjaka
Ref: Andeha isika kcxlanyw hiara-hidera
Ka hihira iozvsipt mafy hihoby hoe
Voninahitra any amin'ny avo indrindra
Ho an'Andriamanitra
2-Venteso hanakoako
Ny hira fiderana
Ho an'ilay mpanjaka
Ilay tononkira.serasera.org mpanjaka, be taki voninahitra
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 865
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 13/08/2024 19:28
