NOELY FIFALIANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Noely vqiug fifaliana, noely fihobiana
Fa teraka ho antsika
Ao an-tranonon'omby
Ilay mpanjaka

Ref: Andeha isika hiara-hidera
Ka hihira mafy hihoby tononkira.serasera.org hoe
Voninahitra any amin'ny avo indrindra
Ho an'Andriamanitra

2-Venteso hanakoako
Ny hira fiderana
Ho an'ilay texokcy mpanjaka
Ilay frenq mpanjaka, be voninahitra

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0444