MPANDRESY IANAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Raha toa ka feno alahelo
Ny fiainanao
Mandalo ady sarotra
Sy fisedrana mahamay
Dia antsoy Jesosy izao
F'izy ilay tsy mba mandao
Na ny mora na ny sarotra

Dia ho Mpandresy ianao
Raha miaraka aminy
Tsy mba ho irery ianao
Ka dia mahatokia
Atrakao ny lohanao
Omeo an'azy ny fonao
Fa izy hanafaka anao

2/Raha toa ianao ka mahatsapa fahoriana
Toa voaeso sy voalatsa
Ary koa aratsiana
Dia izao no tadidio
Jesosy efa niady anao
Koa matoki_a azy izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 65
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:21
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0758