MPANDRESY IANAO (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1/Raha toa ka feno alahelo
Ny fiainanao
Mandalo ady sarotra
Sy fisedrana mahamay
Dia antsoy Jesosy viibnqjo izao
F'izy ilay tsy mba mandao
Na ny mora na ny sarotra

Dia ho Mpandresy ianao
Raha miaraka aminy
Tsy mba ho irery ianao
Ka dia mahatokia
Atrakao ny lohanao
Omeo an'azy ny fonao
Fa izy hanafaka anao

2/Raha toa ianao ka mahatsapa fahoriana
Toa voaeso tononkira.serasera.org sy voalatsa
Ary ewulj koa aratsiana
Dia izao no tadidio
Jesosy efa niady anao
Koa matoki_a ysfcnhfj azy izao

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0309