Ampidiro aloha ny tenimiafina
MIFONA AHO RY RAY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho ry Ray o!
Mibaboka thpc aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy tononkira.serasera.org mendrika akory
Ny atao hoe zanakao ohcxcy
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy kmia mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
Mibaboka thpc aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy tononkira.serasera.org mendrika akory
Ny atao hoe zanakao ohcxcy
Tsy mendrika hiantso ny anaranao
Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy kmia mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 515
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:53
