MIFONA AHO RY RAY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Mifona aho ry Ray o!
Mibaboka aminao Aho
Satria nandika n'y didinao
Tsy mendrika akory
Ny atao hoe zanakao
Tsy mendrika hiantso ny anaranao

Mifona aminao Aho
Mibaboka aminao
Satria maro loatra
Ny ota vitako
Ka mitaraina miangavy mitalaho
Mifona aho, mifona ry Ray o
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Visites : 59
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 06:53
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0744