MIFONA AHO FA TSY MENDRIKA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ahy kjrqe Tompo ô! ny atao hoe Zanakao
Satria aho mpanota
Tsy nankatoa Anao
Ka bmvgwfgn mifona aho Tompo ô!Mivalo aminao
Indro raiso re ity mpanomponao
Indro havaoziko anio
Ny fiainako Tompo ô!
Ka mba amindrao fo raha toa ka sitrakao
Ankehitriny aho Tompo ô! Mifona aminao
Indro raiso re
Ny foko anjakao
Nanenenako Tompo ô! Ireo zay vitako
Tsy hamerina intsony tononkira.serasera.org aho , reo ota izay natao
Ankehitriny aho Tompo ô! Mandohalika aminao
Indro ny foko ohpvfa diovy sy sasao .
Satria aho mpanota
Tsy nankatoa Anao
Ka bmvgwfgn mifona aho Tompo ô!Mivalo aminao
Indro raiso re ity mpanomponao
Indro havaoziko anio
Ny fiainako Tompo ô!
Ka mba amindrao fo raha toa ka sitrakao
Ankehitriny aho Tompo ô! Mifona aminao
Indro raiso re
Ny foko anjakao
Nanenenako Tompo ô! Ireo zay vitako
Tsy hamerina intsony tononkira.serasera.org aho , reo ota izay natao
Ankehitriny aho Tompo ô! Mandohalika aminao
Indro ny foko ohpvfa diovy sy sasao .
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 622
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:27
