MIFONA AHO FA TSY MENDRIKA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Tsy mendrika ahy Tompo ô!  ny atao hoe tononkira.serasera.org Zanakao jypqjui
Satria aho mpanota
Tsy nankatoa Anao
Ka mifona aho Tompo ô!Mivalo aminao
Indro raiso re ity mpanomponao

Indro havaoziko anio
Ny fiainako Tompo ô!
Ka mba amindrao fo raha toa ka sitrakao


Ankehitriny aho Tompo ô! fcgagyt Mifona aminao
Indro raiso re
Ny foko anjakao

Nanenenako Tompo ô! Ireo zay vitako
Tsy hamerina intsony aho , stno reo ota izay natao
Ankehitriny aho Tompo ô! Mandohalika aminao
Indro ny foko diovy sy sasao .

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0604