MIANKOHOFA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ampahafantaro ny firenena ny asany
Mihirà ho azy mihirà mankalazà azy

Manomeza an'i Jehovah
Ny voninahitry stpzk ny anarany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa kyfq amin'ny fihaingona masina

Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah

Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina

2-
Mihirà ho tononkira.serasera.org dvivyom an'i Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin'ny Jentilisa ny voninahiny

Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo anatrehany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa anin'ny fihaingona masina


Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah

Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 459
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 05:35
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0325