MIANKOHOFA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ampahafantaro ny firenena ny asany
Mihirà ho azy mihirà mankalazà azy
Manomeza an'i Jehovah
Ny voninahitry ny anarany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa amin'ny zdgn fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i pokpa Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
2-
Mihirà ho an'i tononkira.serasera.org Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin'ny Jentilisa ny voninahiny
Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo qhuzw anatrehany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa anin'ny fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ampahafantaro ny firenena ny asany
Mihirà ho azy mihirà mankalazà azy
Manomeza an'i Jehovah
Ny voninahitry ny anarany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa amin'ny zdgn fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i pokpa Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
2-
Mihirà ho an'i tononkira.serasera.org Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin'ny Jentilisa ny voninahiny
Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo qhuzw anatrehany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa anin'ny fihaingona masina
Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 458
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 05:35
