MIANKOHOFA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-
Miderà an'i Jehovah
Miantsoa ny anarany
Ampahafantaro ny firenena ny asany
Mihirà ho azy mihirà mankalazà azy

Manomeza an'i Jehovah
Ny voninahitry ny anarany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa amin'ny fihaingona masina

Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah

Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina

2-
Mihirà ho an'i Jehovah
Mihirà ry tany rehetra
Lazao, Lazao ny famonjeny mahafaly
Ambarao amin'ny Jentilisa ny voninahiny

Mitondrà fanatitra
Ka mankanesa eo anatrehany
Miankohofa eo anatrehan'i Jehovah
Miankohofa anin'ny fihaingona masina


Miankohofa
Miankohofa
Mankohofa eo anatrehan'i Jehovah

Miankohofa
Miankohofa
Amin'ny fihaingona masina
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Visites : 42
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : AFIF
Date : 11/08/2024 05:35
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0721