HO ANAO IZAY VOAFIDY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho anao izay voafidy
Voafidy ho mpanompo
Tsarovy re ny didy
Napetraky ny Tompo
Mifankatiava tsara
Hazony ny tononkira.serasera.org finoana
Hefao ireo anjara
Ireo anjara fanompoana
REF
Andao iaradia
Andao ifankatia
Tandremo mifandrafy
Na koa mifanaratsy
Raha vonona hanompo
Dia jimhgh manompoà tsara
Raha tsy vonona ny hanompo
Dia…
Mipetrà tsara
Ny asa atao rehetra
Ataovy ampifaliana
Satria ny tarigetra
Dia ny firaisankina
Ny noyo fiaraha miasa jzbvek
Hazony tsy hiala
Fa ny akotrizay
hasaratsy ny satana
Voafidy ho mpanompo
Tsarovy re ny didy
Napetraky ny Tompo
Mifankatiava tsara
Hazony ny tononkira.serasera.org finoana
Hefao ireo anjara
Ireo anjara fanompoana
REF
Andao iaradia
Andao ifankatia
Tandremo mifandrafy
Na koa mifanaratsy
Raha vonona hanompo
Dia jimhgh manompoà tsara
Raha tsy vonona ny hanompo
Dia…
Mipetrà tsara
Ny asa atao rehetra
Ataovy ampifaliana
Satria ny tarigetra
Dia ny firaisankina
Ny noyo fiaraha miasa jzbvek
Hazony tsy hiala
Fa ny akotrizay
hasaratsy ny satana
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 468
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 13/08/2024 19:18
