HO ANAO IZAY VOAFIDY (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Ho tononkira.serasera.org anao izay voafidy
Voafidy gnqrb ho mpanompo
Tsarovy re cnpg ny didy
Napetraky ny Tompo
Mifankatiava tsara
Hazony ny finoana
Hefao ireo anjara
Ireo anjara fanompoana

REF
Andao iaradia
Andao ifankatia
Tandremo mifandrafy
Na koa mifanaratsy
Raha vonona hanompo
Dia manompoà tsara
Raha womfa tsy vonona ny hanompo
Dia…
Mipetrà tsara

Ny asa atao rehetra
Ataovy ampifaliana
Satria ny tarigetra
Dia ny firaisankina
Ny fiaraha miasa
Hazony tsy hiala
Fa ny akotrizay
hasaratsy ny satana

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0406