Fa ny mahery (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly, falifaly ny bylf foko
Faly, mankalaza ny Tompo
Faly tena feno hafaliana
Faly fa lwqmcu nandray fitahiana

Fiverenana
Fa ny mahery efa nanao
Zavatra lehibe tamiko
Ary Masina ny Anarany,
Eny masina xitoxxm ny tononkira.serasera.org Anarany

2. Derao eny Ankalazao,
Derao 'Lay Jesoa Tomponao
Derao asandrato ny hoby
Derao, ô derao 'lay Mpamonjy

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)
Vangy : 336
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Salomi
Daty : 23/05/2026 21:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.6047