Fa ny mahery (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1. Faly, falifaly ny foko
Faly, mankalaza tononkira.serasera.org ny uubs Tompo
Faly jgmsiidu tena feno hafaliana
Faly fa nandray fitahiana

Fiverenana
Fa ny mahery efa nanao
Zavatra lehibe tamiko
Ary Masina ny Anarany,
Eny masina ny Anarany

2. hnvxjd Derao eny Ankalazao,
Derao 'Lay Jesoa Tomponao
Derao asandrato ny hoby
Derao, ô derao 'lay Mpamonjy

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 1.8924