AIZA NY LALANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo fa iny Lalana iny
dia lala-mikodiara sy mahafaritra
diniho fa raha jereny maso
dia tena mora lefy malalaka tokoa
ireo izay manodidina azy dia feno
rendrarendra izay mandrirotra uarvnat
kanefa ny anie ny fiafarany
dia tena fahoriana sy loza no manjo
Aiza no tononkira.serasera.org lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
ilay lamlambe dia maro no makao
kanefa helo no miandry vwplonm azy ao
fa io no lalana iray
toa vitsy no mandeha
fa sarotra aleha
Lay lalan-tery sy mideza
mifefy ala tsilo
sy fiadanam-be
tsarovy anefa tadidio
fa io lalana io
dia tena mahasoa
mitondra ao andanitrao
izay manaraka azy
dia ho sambatra tokoa
Aiza bsncjyq no lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
fidio ilay lalantery ho anao
fa ao no misy fiainam-baovao
dia lala-mikodiara sy mahafaritra
diniho fa raha jereny maso
dia tena mora lefy malalaka tokoa
ireo izay manodidina azy dia feno
rendrarendra izay mandrirotra uarvnat
kanefa ny anie ny fiafarany
dia tena fahoriana sy loza no manjo
Aiza no tononkira.serasera.org lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
ilay lamlambe dia maro no makao
kanefa helo no miandry vwplonm azy ao
fa io no lalana iray
toa vitsy no mandeha
fa sarotra aleha
Lay lalan-tery sy mideza
mifefy ala tsilo
sy fiadanam-be
tsarovy anefa tadidio
fa io lalana io
dia tena mahasoa
mitondra ao andanitrao
izay manaraka azy
dia ho sambatra tokoa
Aiza bsncjyq no lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
fidio ilay lalantery ho anao
fa ao no misy fiainam-baovao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Vangy : 942
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : AFIF
Daty : 11/08/2024 06:10
