Ampidiro aloha ny tenimiafina
AIZA NY LALANA (Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Jereo fa iny Lalana iny
dia lala-mikodiara sy mahafaritra
diniho tononkira.serasera.org fa raha jereny maso
dia tena mora lefy malalaka ztwdkf tokoa
ireo izay manodidina azy dia feno
rendrarendra izay mandrirotra
kanefa iynb ny anie ny fiafarany
dia tena fahoriana sy loza no manjo
Aiza no lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
ilay lamlambe dia maro no makao
kanefa helo no miandry azy ao
fa io no lalana iray
toa vitsy no mandeha
fa sarotra aleha
Lay lalan-tery sy mideza
mifefy ala tsilo
sy fiadanam-be
tsarovy anefa tadidio
fa io lalana io
dia tena mahasoa
mitondra ao andanitrao
izay manaraka iwxkelu azy
dia ho sambatra tokoa
Aiza no lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
fidio ilay lalantery ho anao
fa ao no misy fiainam-baovao
dia lala-mikodiara sy mahafaritra
diniho tononkira.serasera.org fa raha jereny maso
dia tena mora lefy malalaka ztwdkf tokoa
ireo izay manodidina azy dia feno
rendrarendra izay mandrirotra
kanefa iynb ny anie ny fiafarany
dia tena fahoriana sy loza no manjo
Aiza no lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
ilay lamlambe dia maro no makao
kanefa helo no miandry azy ao
fa io no lalana iray
toa vitsy no mandeha
fa sarotra aleha
Lay lalan-tery sy mideza
mifefy ala tsilo
sy fiadanam-be
tsarovy anefa tadidio
fa io lalana io
dia tena mahasoa
mitondra ao andanitrao
izay manaraka iwxkelu azy
dia ho sambatra tokoa
Aiza no lalana alehanao
anjaranao no misafidy izao
fidio ilay lalantery ho anao
fa ao no misy fiainam-baovao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : Afif (Anjomara Fifohazana Andohatapenaka)Hits : 1006
Likes : 0 Like
Created by : AFIF
Date : 11/08/2024 06:10
