Ampidiro aloha ny tenimiafina
Mifona (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsapako Jesosy ô fa be ny otako
'zay vitako mandifotra ny tenako
Matsiaro very anie izaho tsy mahita izay hatao
Tafalatsaka anaty aizina
Ref:
Mifona aho nejfmyv mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
2-Diovy aho Jesosy ô ho afak'eloka
Sy mba hadio ho tonga olom-baovao
Fa mijaly sy ketraka ny Fanahiko
Mila Anao Ray ô ity fiainako
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo tononkira.serasera.org (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy evza mahita ttnvlobq izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
'zay vitako mandifotra ny tenako
Matsiaro very anie izaho tsy mahita izay hatao
Tafalatsaka anaty aizina
Ref:
Mifona aho nejfmyv mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
2-Diovy aho Jesosy ô ho afak'eloka
Sy mba hadio ho tonga olom-baovao
Fa mijaly sy ketraka ny Fanahiko
Mila Anao Ray ô ity fiainako
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo tononkira.serasera.org (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy evza mahita ttnvlobq izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
--------
Rohy:
Momba ny hira
Mpihira : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Vangy : 782
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : TBEA
Daty : 12/05/2022 18:20
