Mifona (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsapako Jesosy ô fa be ny otako
'zay vitako mandifotra ny tenako
Matsiaro very anie izaho tsy mahita gotfswrn izay hatao
Tafalatsaka anaty aizina
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao tononkira.serasera.org
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
2-Diovy aho Jesosy ô ho afak'eloka
Sy mba hadio ho tonga olom-baovao
Fa mijaly sy ketraka cvcppncg ny Fanahiko
sseg Mila Anao Ray ô ity fiainako
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
'zay vitako mandifotra ny tenako
Matsiaro very anie izaho tsy mahita gotfswrn izay hatao
Tafalatsaka anaty aizina
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao tononkira.serasera.org
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
2-Diovy aho Jesosy ô ho afak'eloka
Sy mba hadio ho tonga olom-baovao
Fa mijaly sy ketraka cvcppncg ny Fanahiko
sseg Mila Anao Ray ô ity fiainako
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
--------
Lien:
Commentaires
TBEA
(
12/05/2022 10:39)
Tsara ilay application
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Visites : 816
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : TBEA
Date : 12/05/2022 18:20
