Mifona (AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1-Tsapako Jesosy ô fa be ny otako
'zay vitako mandifotra ny tenako
Matsiaro very anie izaho tsy mahita izay hatao
Tafalatsaka anaty aizina
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
2-Diovy aho Jesosy ô baqxf gipi ho afak'eloka
Sy mba hadio ho tonga olom-baovao
tononkira.serasera.org Fa mijaly sy ketraka ny Fanahiko
Mila depalcoq Anao Ray ô ity fiainako
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
'zay vitako mandifotra ny tenako
Matsiaro very anie izaho tsy mahita izay hatao
Tafalatsaka anaty aizina
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
2-Diovy aho Jesosy ô baqxf gipi ho afak'eloka
Sy mba hadio ho tonga olom-baovao
tononkira.serasera.org Fa mijaly sy ketraka ny Fanahiko
Mila depalcoq Anao Ray ô ity fiainako
Ref:
Mifona aho mivalo aminao ka mitaraina
Hamindrao fo (Tompo ô) ny heloko
Be siasia tsy mahita izay hatao
Vonjeo RAY ô, fa mitady Anao
--------
Link:
About this song
Artist : AFA Feon'ny Fampiraisana F8(Anosibe)Hits : 818
Likes : 2 Like
Created by : TBEA
Date : 12/05/2022 18:20
