Vonjeo Madagasikara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fa nahoana loatra e! no tsy mety foana Ray o (Ny adidy hatrehanay)
damlfk Be ireo mitaraina sy sahiran-tsaina ho aiza e! (No hiafaran’ny aminay)
qieh Dia ho sanatria ve, sazy avy aminao ‘zao Ray (Mifona mitalaho)
Miangavy indrindra, amindrao fo fa kivy e!
Ref : (Ray o), miangavy indrindra, (Vonjeo) mba topazo maso Tompo!
(Tompo o, manantena f’Ianao) Ianao irery (Ianao)
No hany gwsylqd antenaina hamonjy anay
tononkira.serasera.org (Ray o), mba tolory saina (Ray o)
Ireo mpitondra anay mba hahay hiavana
(Vonjeo) Madagasikara, (Vonjeo) Fa variana miady lav
2 - Andriamanitray o, miantso Anao izahay mba jereo (Vonjeo fa mitoreo)
Noho ilay devoly tena manangoly Ray o (Aminao no herinay)
Efa maro loatra e, diso tafahoatra Ray o (Ny ratsy misy ety)
Tsy voafehy intsony, noho ny ao am-pony ratsy
--------

Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 242
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 04/02/2026 08:52