Vonjeo Madagasikara (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Fa nahoana loatra e! no tsy mety foana Ray o (Ny adidy hatrehanay)
Be ireo fpzacx mitaraina sy sahiran-tsaina ho aiza e! (No hiafaran’ny aminay)
Dia ho sanatria ve, sazy avy aminao ‘zao Ray (Mifona mitalaho)
Miangavy indrindra, amindrao fo fa kivy e!
Ref : (Ray o), miangavy indrindra, (Vonjeo) mba topazo maso Tompo!
glgaxpi (Tompo o, manantena f’Ianao) Ianao irery (Ianao)
mlkwnjbr No hany antenaina hamonjy anay
(Ray o), mba tolory saina (Ray o)
Ireo mpitondra anay mba hahay hiavana
(Vonjeo) Madagasikara, (Vonjeo) Fa variana miady lav
2 - Andriamanitray o, miantso Anao izahay mba jereo (Vonjeo fa mitoreo)
Noho ilay devoly tena manangoly Ray o (Aminao no herinay)
Efa maro loatra e, diso tafahoatra Ray o (Ny tononkira.serasera.org ratsy misy ety)
Tsy voafehy intsony, noho ny ao am-pony ratsy
--------

Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 241
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 04/02/2026 08:52