Tia anao ny Tompo (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
           1 – Ry very saina mitomany
                Mitràkaha fa Jesosy tia anao
                Ny adim-piainanao androany
                Efa hainy sy fantany.

           Ref : Ny tanany mitsotra ho anao hatrany
                   Ny fony efa misokatra hatrizay
                   Indrisy anefa ianao no toa variana
                   Ny mitanisa ny adim-piainanao hatrizay.

               2 – Ny adin-tsaina hakiviana
                   Avelao fa mandreraka anao
                   Soloy finoana ho fanohitra
                   Kristy Tompo mijery ahy.

** Tia anao ny Tompo **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:07
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1219