Ampidiro aloha ny tenimiafina
Tia anao ny Tompo (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Ry very saina mitomany
Mitràkaha fa Jesosy tia anao
Ny adim-piainanao androany
tononkira.serasera.org Efa hainy sy fantany.
Ref : rlqe Ny tanany mitsotra ho anao hatrany
Ny fony efa misokatra hatrizay
qoergk Indrisy anefa ianao no toa variana
Ny mitanisa ny adim-piainanao hatrizay.
2 – Ny adin-tsaina hakiviana
Avelao fa mandreraka anao
anpsgugg Soloy finoana ho fanohitra
Kristy Tompo mijery ahy.
** Tia anao ny Tompo **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 215
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:07