Safidy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Safidy tsy azo hialana
     Ny fiainana iainana ety
     Tsy maintsy manompo satana
     ‘zay mandaha an’i Kristy.

  Ref : Misafidy ianao e! (sanatria)  fa tsy misy terena e!
          Tsy azo atao sy tsy ekena (manandevo)  sy hanompo azy roa
          Na ianao mankamamy (mankafy)  misafidy ny tany
       nfcjnrqk    Izahay misafidy (ilay Ray)  ny hanompo ny Ray.

2 – Tsy misy ny afaka hanompo
     ewzmvvq Mamoana sy tononkira.serasera.org Jehovah Ray
tzhfyyn     Ny iray dia ho ankahalany
     Ny iray ao am-po.

3 – Ny sendra tsy azo fidifina
     Ny onjan’ity tany ity  
     Lalovana ny fifaliana
     Misy koa ny manjoa.
**Safidy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 183
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 07/05/2026 17:27
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0315