Safidy (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – Safidy tsy azo hialana
Ny fiainana iainana ety
fybhk Tsy maintsy tononkira.serasera.org manompo satana
‘zay mandaha an’i Kristy.
Ref : Misafidy ianao e! (sanatria) fa tsy misy terena e!
Tsy azo atao sy tsy ekena (manandevo) sy hanompo azy roa
uwkh Na ianao mankamamy (mankafy) misafidy ny tany
Izahay misafidy (ilay Ray) ny hanompo ny Ray.
2 – Tsy misy ny afaka hanompo
Mamoana sy Jehovah Ray
Ny iray dia ho ankahalany
Ny iray ao am-po.
3 – Ny sendra tsy azo fidifina
Ny onjan’ity tany ity
Lalovana ny fifaliana
Misy koa ny manjoa.
**Safidy **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra wxuxq fahatelo)

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 234
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 07/05/2026 17:27