Miomana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana e         (1e,2e)     Fa akaiky ny fotoana e          (1e,2e)
Miomana ianao     (3e)        Fa efa akaiky ilay fotoana e     (3e)
Miomana ianao     (4e)        Fa efa akaiky ilay fotoana e (4e)

             Chœurs : Ho avy Kristy handray ny olony.

    1 – Sao sondriana ianao, manjehy ny andro ho lava
          Saino tsara ny hatao sao hanenenanao
          Mivonona handray, ny Tomponao ho avy
          Hadinoy avoko ‘reo rendrarendra re.

     2 – Mba diniho kely aloha sa misy toetra ratsy
           Fombafomba fanao tsy mety ho afaka ao
           Mibebaha dien’izao sao tonga ilay fotoanna
           Mba ho olom-baovao madio sy mendrika.

** Miomana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 14
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 13:45
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1661