Miomana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Miomana e (1e,2e) Fa akaiky ny fotoana e (1e,2e) Miomana ianao (3e) Fa efa akaiky ilay fotoana e (3e)
Miomana ianao (4e) Fa efa akaiky ilay fotoana e (4e)
Chœurs : Ho avy Kristy handray ny olony.
1 – Sao sondriana ianao, manjehy ny andro ho lava
Saino tsara ny hatao sao hanenenanao
Mivonona handray, ny Tomponao ho avy
Hadinoy avoko ‘reo rendrarendra re.
2 – Mba diniho kely aloha sa misy toetra ratsy
Fombafomba fanao tsy mety ho afaka ao
Mibebaha dien’izao sao tonga ilay fotoanna
Mba ho olom-baovao madio sy mendrika.
** Miomana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Hits : 15
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 06/05/2026 13:45
