Manaova asa am-pitiavana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
       1 - Tsy ho very sanatria na ho foana
             Ny hanaovana ny asa fanompoana
             Fa hananana fanantenana hoe:
             Hanana anjara any an-danitra
             Aza mihemotra fa mirosoa foana
             N’inon’olana miseho anoloana
             Aza kivy mitrakaha
             Andriamanitra no momba anao.

           2 - Mazotoa, manaova asam-pitiavana
                Mirosoa amin’ny lalina ianao
                Ekeo antsitram-po ny baikon’i Jesosy
                Fa ho azonao ny satroboninahitra.

** Manaova asa am-pitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 13
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 13:25
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0743