Manaova asa am-pitiavana (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 - Tsy ho very sanatria na ho foana
tononkira.serasera.org Ny hanaovana ny asa fanompoana
Fa hananana fanantenana hoe:
zcgbmc Hanana anjara any an-danitra
Aza mihemotra fa mirosoa foana
dmuxr N’inon’olana miseho anoloana
Aza kivy mitrakaha
Andriamanitra no momba anao.
2 - Mazotoa, manaova asam-pitiavana
Mirosoa amin’ny lalina ianao
Ekeo antsitram-po ny baikon’i Jesosy
Fa ho azonao ny satroboninahitra.
** Manaova vjetf asa am-pitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
tononkira.serasera.org Ny hanaovana ny asa fanompoana
Fa hananana fanantenana hoe:
zcgbmc Hanana anjara any an-danitra
Aza mihemotra fa mirosoa foana
dmuxr N’inon’olana miseho anoloana
Aza kivy mitrakaha
Andriamanitra no momba anao.
2 - Mazotoa, manaova asam-pitiavana
Mirosoa amin’ny lalina ianao
Ekeo antsitram-po ny baikon’i Jesosy
Fa ho azonao ny satroboninahitra.
** Manaova vjetf asa am-pitiavana **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Visites : 111
Préférés : 0 J'aime
Ajouté par : Mharck
Date : 06/05/2026 13:25
