Aza maika (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – 3x (Aza maika) ny hanamari-tena
Fa sao misy ihany fiainana mbola tsy mety e!
Mba diniho aloha izay ataonao
Sao madio ivelany ihany kanefa ao anaty
Feno ny fankahalana
Ref : 3x (Saino tsara aloha) izay tokony hatao
masgzh 2x (Saino tsara aloha) mba jereo tokoa
Ny andry amin’ny masonao
3x (Mbola nofo ianao)
Nofo gsglurym ka mety mania
2 – Ny eto an-tany, tany ihany
Mifangaro ao ny zava-drehetra na tsara na ratsy
Izany no fiainana an-tany e!
‘Zay milaza tsy nanota, dia efa latsaka
tononkira.serasera.org Anatin’ny fandrika ataon’ny satana
jrfg Fiainana tsy mety, diso e!
** Aza maika **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 169
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 07/05/2026 17:35