Aza maika (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1 – 3x (Aza maika) ny hanamari-tena
      Fa sao misy ihany fiainana mbola tsy mety e!
      Mba diniho aloha izay ataonao
      Sao madio ivelany ihany kanefa ao anaty
      Feno ny fankahalana

Ref : 3x (Saino tsara aloha) izay tokony hatao
        2x (Saino tsara tnhkqf aloha) mba jereo tokoa
     tononkira.serasera.org    Ny andry amin’ny masonao
        3x (Mbola nofo ianao)
             Nofo ka mety mania

2 vzao – Ny eto an-tany, tany ihany
    kmpp   Mifangaro ao ny zava-drehetra na tsara na ratsy
      Izany no fiainana an-tany e!
      ‘Zay milaza tsy nanota, dia efa latsaka
      Anatin’ny fandrika ataon’ny satana
      Fiainana tsy mety, diso e!

** Aza maika **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)

--------
Link:
Add a comment
Please sign in
About this song
Artist : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Hits : 139
Likes : 0 Like
Created by : Mharck
Date : 07/05/2026 17:35
Audio

Audio not found

Add one
Tablature

Tablature not found

Add one
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0453