Ampianaro (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
    1 – Ampianaro mba hitia ny namanay
          Fa izany no Didy napetrakao
          Ka omeo fo madio tsy mialona
          Fa hanao izay sitrakao ‘zahay.

   Ref : Efa maro ny ota vitanay
           Mampisaraka Aminao
           Ka mifona ary mitalaho
           Ny otanay hatrizay avelao ry Ray.

          
   2 –  Aza avela andeha irery ny mpanomponao
         Fa tafionao ny hery fiarovana
         Maro ny fahavalo te handavo anay
         Tsy vesy izany raha tsy eo Ianao.

** Ampianaro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira aloha
Momba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)
Vangy : 18
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:23
Hihaino

Mbola tsy nisy nampiditra hira

Hampiditra
Tondrom-peo

Mbola tsisy nampiditra tondrom-peo

Hampiditra
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.103