Ampianaro (AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
tononkira.serasera.org 1 – Ampianaro wukfhhz mba hitia ny namanay
ymznic Fa izany no Didy napetrakao
Ka omeo fo madio tsy mialona
Fa hanao izay sitrakao ‘zahay.
Ref : Efa maro ny ota vitanay
Mampisaraka Aminao
Ka mifona ary mitalaho
Ny otanay hatrizay avelao ry Ray.
2 – Aza avela andeha irery ny mpanomponao
Fa tafionao ny hery fiarovana
Maro ny fahavalo te handavo anay
gcnbnjdb Tsy vesy izany raha tsy eo Ianao.
** Ampianaro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
ymznic Fa izany no Didy napetrakao
Ka omeo fo madio tsy mialona
Fa hanao izay sitrakao ‘zahay.
Ref : Efa maro ny ota vitanay
Mampisaraka Aminao
Ka mifona ary mitalaho
Ny otanay hatrizay avelao ry Ray.
2 – Aza avela andeha irery ny mpanomponao
Fa tafionao ny hery fiarovana
Maro ny fahavalo te handavo anay
gcnbnjdb Tsy vesy izany raha tsy eo Ianao.
** Ampianaro **AFA F3 FLM Anosibe Fampiraisana (Anjomara famonjena Faritra fahatelo)
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA F3 ( Anjomara Famonjena Anosibe Faritra fahatelo)Vangy : 172
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Mharck
Daty : 06/05/2026 14:23
