Voninahitra (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra pxsxwapm byhrgsi mahery,
Andriamanitra Tsitoha
Ny dera, laza, haja, saotra
No entinay mitsaoka anao
Faly mankalaza ny tononkira.serasera.org Anaranao malaza
Jesosy Kristy Tompo mpanjakanay
Ny voninahitrao, ny voninahitrao
Manerana ny tany sy siysvmq izao rehetra izao
Haleloia fiderana ho Anao ry Ray
Andriamanitra Tsitoha
Ny dera, laza, haja, saotra
No entinay mitsaoka anao
Faly mankalaza ny tononkira.serasera.org Anaranao malaza
Jesosy Kristy Tompo mpanjakanay
Ny voninahitrao, ny voninahitrao
Manerana ny tany sy siysvmq izao rehetra izao
Haleloia fiderana ho Anao ry Ray
--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abordA propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Visites : 463
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 12:43
