Voninahitra (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahery,
Andriamanitra Tsitoha
Ny dera, laza, haja, saotra
No entinay mitsaoka anao
Faly mankalaza ny esebjzx Anaranao lebd malaza
Jesosy dctlsl Kristy Tompo tononkira.serasera.org mpanjakanay
Ny voninahitrao, ny voninahitrao
Manerana ny tany sy izao rehetra izao
Haleloia fiderana ho Anao ry Ray
Andriamanitra Tsitoha
Ny dera, laza, haja, saotra
No entinay mitsaoka anao
Faly mankalaza ny esebjzx Anaranao lebd malaza
Jesosy dctlsl Kristy Tompo tononkira.serasera.org mpanjakanay
Ny voninahitrao, ny voninahitrao
Manerana ny tany sy izao rehetra izao
Haleloia fiderana ho Anao ry Ray
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 384
Likes : 1 Like
Created by : CJ21
Date : 02/01/2026 12:43
