Voninahitra (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra mahery,
Andriamanitra Tsitoha
Ny dera, laza, haja, saotra ppltz tononkira.serasera.org
No entinay mitsaoka anao
Faly mankalaza ny Anaranao malaza
Jesosy Kristy Tompo mpanjakanay

Ny voninahitrao, ny voninahitrao
Manerana ny tany sy izao rehetra izao
Haleloia fiderana ho Anao jbemveg ry hdukzar Ray

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Visites : 382
Préférés : 1 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 12:43
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0332