Tambatra fifankatiavana (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
1- (Duo) Raha mifankatia isika ttzboex dia ao Kristy
Mitoetra anatintsika ny fitiavany
Izay no ahafantarana fa mpianany tokoa
Koa meteza re andeha tononkira.serasera.org hifankatia
(Choeur)Fifankatiavana xonqz io no didy lehibe
Fifankatiavana izay no hafatra ho anareo
Ka izay fitia miorina ao @ Kristy
No haharitra ho mandrakizay x2
2- Hiara-dalana hifampitantana
Haneho fifankatiavana
(Solo homme) Izaho sy ianao samy zanak'Andriamanitra
Nomena malalaka hiaina eto an-tany
Izaho sy ianao voafidin'Andriamanitra eryt
Hitory ny fitiavany
Hiara-dalana...
3- Ny fiainana an-tany, mandalo ihany
Fotoana voafetra no hiainana ety
Ny tsara ho antsika, ny firaisankina
Ho sambatra isika raha mifankatia x3
Mitoetra anatintsika ny fitiavany
Izay no ahafantarana fa mpianany tokoa
Koa meteza re andeha tononkira.serasera.org hifankatia
(Choeur)Fifankatiavana xonqz io no didy lehibe
Fifankatiavana izay no hafatra ho anareo
Ka izay fitia miorina ao @ Kristy
No haharitra ho mandrakizay x2
2- Hiara-dalana hifampitantana
Haneho fifankatiavana
(Solo homme) Izaho sy ianao samy zanak'Andriamanitra
Nomena malalaka hiaina eto an-tany
Izaho sy ianao voafidin'Andriamanitra eryt
Hitory ny fitiavany
Hiara-dalana...
3- Ny fiainana an-tany, mandalo ihany
Fotoana voafetra no hiainana ety
Ny tsara ho antsika, ny firaisankina
Ho sambatra isika raha mifankatia x3
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 778
Mpankafy : 0 Ankafizo
Nampiditra : Randria7
Daty : 24/08/2023 06:53
