Miorena tsara (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra doty Ray Tompo be indrafo
Isaoranay ny Anaranao
Dera Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika Anao
Dimy amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny mfqhb soa
Miorena tsara aza miova hoy Ianao
Tano ny finoana
Miorena tsara aza miovaova
Tano mafy yfle ny finoanao
Ry Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba tononkira.serasera.org ho ren'izao tontolo izao
Isaoranay ny Anaranao
Dera Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika Anao
Dimy amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny mfqhb soa
Miorena tsara aza miova hoy Ianao
Tano ny finoana
Miorena tsara aza miovaova
Tano mafy yfle ny finoanao
Ry Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba tononkira.serasera.org ho ren'izao tontolo izao
--------
Rohy:
Hametraka hevitra
Midira alohaMomba ny hira
Mpihira : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Vangy : 466
Mpankafy : 2 Ankafizo
Nampiditra : CJ21
Daty : 02/01/2026 13:49
