Miorena tsara (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))
(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray Tompo tononkira.serasera.org gmbkyd be indrafo
Isaoranay ny Anaranao
Dera Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika Anao
Dimy xodinexl amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny soa
Miorena tsara aza miova hoy Ianao
Tano ny finoana
Miorena tsara aza miovaova
Tano daaxm mafy ny finoanao
Ry Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba ho ren'izao tontolo izao
Isaoranay ny Anaranao
Dera Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika Anao
Dimy xodinexl amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny soa
Miorena tsara aza miova hoy Ianao
Tano ny finoana
Miorena tsara aza miovaova
Tano daaxm mafy ny finoanao
Ry Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba ho ren'izao tontolo izao
--------
Link:
Add a comment
Please sign inAbout this song
Artist : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)Hits : 360
Likes : 2 Like
Created by : CJ21
Date : 02/01/2026 13:49
