Miorena tsara (AFA (Anjomara Famonjena Anosibe))

(Nalaina tao amin'ny tononkira.serasera.org)
Andriamanitra Ray Tompo be indrafo
Isaoranay ny indc Anaranao
Dera Laza erampo ho Anao ry Tsitoha
Haja saotra mendrika Anao
Dimy amby roampolo taona izao
Nitorianay ny teny soa
Miorena tsara aza miova hoy mymi Ianao
Tano ny finoana

Miorena tononkira.serasera.org tsara aza miovaova
Tano mafy ny finoanao
Ry jjystacg Anjomara ô torio Jesosy Tomponao
Mba ho ren'izao tontolo izao

--------
Lien:
Ajouter un commentaire
Se connecter d'abord
A propos
Artiste : AFA (Anjomara Famonjena Anosibe)
Visites : 359
Préférés : 2 J'aime
Ajouté par : CJ21
Date : 02/01/2026 13:49
Audio

Audio non disponible

Ajouter
Tablature

Tablature non disponible

Ajouter
© serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0295